Dikan'ny teny : fanontsanana

Hampiditra dikany hafa
(hontsana) a,: Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny uaua fora faharatsiny isa-maraina. ? Fanafodin'aretim-bava izay tsy atelina fa akoriandriana ao anaty vava fotsiny: Mividiana fanontsanam-bava dia ampiasao fa ho sitrana ny aretim-bavanao, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008