Dikan'ny teny : fanontsana
Hampiditra dikany hafa
(hontsana) a.: Fomba enti-manontsana, na manasa ny atin-javatra amin' ny fanontsankontsanana rano ao anatiny. ~ p. t.: Azo hontsanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha