Dikan'ny teny : fanontaniana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ontany) a.: Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy namaly ny mpihaino. 1 Zavatra adinina amin'ny fanadinana: Fanontaniana efatra tamin'ny enina no voavaliny ka afaka izy. ~ Fakana am-bavany, famotopotorana: Naharitra adiny telo ny fanontaniana an 'Ray voampanga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel