Dikan'ny teny : fanonona

Hampiditra dikany vaovao
1 (onona) a.: Fomba entina manonona, izany hoe manalefaka, manaketraka. Ahitsio
2 (tonona) a,: Fomba entina manonona, mamoaka amin'ny feo: Tsy azoko ny fanonon'Ingohy io terza, / (jar. Ankanonona, na Fampanonona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel