Dikan'ny teny : fanongotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (ongotra) a.: Fomba entina manongotra, mana-la hatramin'ny fakany, manatsoaka tanteraka. / p, t.: Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy. Ahitsio
2 (tongotra) a,: Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin'ny tongotra. Azo tongorana, raisin amin'ny tongotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel