Dikan'ny teny : fanongonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (songona) a.: Fihoarana ny hafa amin'ny fffaninanana: Ho nahazo ooalohany ny soaoaliko raha tsy ny fanongonan'ny soaoalinao. 1 Fisosohana hiteny ne-fa mbola misy miteny: Tsy tsora ny fanongonana ny olona izay miteny. 1 Fanomezana vidiny ambony kokoa no-ho ny hafa: Saika lasako ilay omby raha tsy ny fanongonan-dRabe ahy fa nanome ariary zato ambony izy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel