Dikan'ny teny : fanongana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ongana) a.: Fomba entina manongana, izany hoe manjera, manesotra amin'ny raharaha, mampietry voninahitra. 1 p. t.: Azo aongana, tokony haongana: Fanongana ny lehibe tao/ mihevitra afa-tsy ny hameno paosy toy ireny. Ahitsio
2 (ongana) a.: Famoretana, fanaingana kely ny i.-lany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel