Dikan'ny teny : fanonerana

Hampiditra dikany vaovao
1 (onitra) a.: Famerenana, fanoloana. fanefana: Aza hadinoinao ny fanonerana ny zavatr'olona narianao. 1 Fampifandanjana ny azo amin'ny very: Tsy ampy ho fanonerana ny fatiantoko ny tombombarotra azo raha hamidiko latsaky ny roanjato ariary ny sezo tsirairaY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel