Dikan'ny teny : fanondroana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tondro) a,: Fanambarana zavatra na ny misy azy amin'ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto an'ireo iray tetika taminy no nampihena ny saziny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel