Dikan'ny teny : fanondritana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tondritra) a.: Fanatodihana; fanolahana; fitanana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa mba hivalanany tsara: ankinina amin' ny traira ny lohany ary somary aingaina kely ny tongony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel