Dikan'ny teny : fanondrana
Hampiditra dikany hafa
1.
(ondrana) a.: Fomba na toetzan'ny olona manondrana, na mihetsika hadalana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(ondrana) a.: Fomba entina manondrana, na mandefa zavatra amin'ny lakana na sambo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha