Dikan'ny teny : fanondraka
Hampiditra dikany hafa
(tondraka) a.: Fomba entina manondraka, mampiditra rano amin'ny tany fambolena na mandraraka rano amin'ny voly mba hampaniry azy. 1 p.t.: Azo tondrahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha