Dikan'ny teny : fanompiranana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sompirana) a.: Fanaovana (zavatra) na fipetraka na fijerena... tsy mahitsy fa mivilana; fiolahana; fisafelehana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel