Dikan'ny teny : fanompana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ompa) o.: Fanozonana, faniriana ratsy ho an'olona: Tsy raharahako izoy fonomponao; tsy hahavoa ahy izany, ? Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho. Ahitsio
2 (ompana) a.: Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel