Dikan'ny teny : fanomboka
Hampiditra dikany hafa
1.
(tomboka) a.: Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandaua. ? Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara. ? p.t.: Azo atomboka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tomboka) a.: Fomba entina manomboka. * p.t: Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha