Dikan'ny teny : fanombana

Hampiditra dikany hafa
1. (omba) a.: Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra ha-fa, fiarovana amin'ny hatsiaka na ny rivotra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (tombana) a.: Fomba entina manombana; toetran'ny orana manombana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0635