Dikan'ny teny : fanolorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (olotra) a.: Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran'ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho mpinamana. Ahitsio
2 (tolotra) a.: Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amimpanalana ny fanolorana ny boky an'ny mpampianatra, fa aza atsipy fotsiny, ? Fanomezana (zavatra): Tsy hohadinoin'ny firenena ny fanolorany ny ainy ho an'ny tanindrazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel