Dikan'ny teny : fanolehana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran-kazo izay tenehina ny raviny ka ampisotroina ny amboa hihaza (fahafolo amin'ilay fitanisan-javamanfry mahasoa, fanaon'ny Ntaolo nampianarany ny zaza hanisa: Isa ny amontana, roa ny aviavy... folo fanolehana). Ahitsio
2 (olika) a.: Fanaovana izay hahatonga mivilivily, misafelipelika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel