Dikan'ny teny : fanokafana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sokatra) a,: Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin'ny fanalana ny sarony na izay manafina azy: Aoka samy hanatrika ny fanokafana ny vota isika sao misy zava-tsarobidy ao. ? Fanomezan-dalana hampiasa: Fanokafana sekoly. / Fanokafana ny lalana mianatsimo. * Fitokanana: Rahampitso no fanokafana ny lanonan' ny faha-dimampolo tanna. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel