Dikan'ny teny : fanoitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vy na hazo anaingana zava-mavesatra. ? H.o.: Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra no anisan'ny fanoitra lehibe mahatonga ny olona hiasa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel