Dikan'ny teny : fanohofana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hohoka) a.: Fametrahan-lavatra ny vavany ambany. ? Fampandriana olona tsy mitsilany fa ny kibo no atao ambany mandry. * Famonoana ankizy noheverina ho ratsy vintana fahizay izay nampandrina ka ny kibony no natao ambany mandry. ? Fandentehana ao anatin'ny fahoriana. Ahitsio
2 (tohoka) a.: Fanasiana fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona, ? Fanasiana kitay betsaka miavovona eo am-patana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel