Dikan'ny teny : fanoherana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohitra) a.: Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheron'ireo natao fahirano, e Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherano ny fidiranay tao an-tondna. ~ Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa iaiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel