Dikan'ny teny : fanoharana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ohatra) a.: Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin'ny vitsika. 1 Ohatra: Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino. ~ Tan-taxa tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin'ny zozo mpandany f Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel