Dikan'ny teny : fanohanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohano) a.: Fanasiana tohana, zavatra hiaro tsy hirona: Ho sarotro ny fanohanana io tamboho io tsY hianjero. ~ Fanakanana, fanoherana: Saika hovidiko io tany io, saingy nisy nanao fanohanana, 1 Fanampiana, famonjena: Tsy uita it? sekoly it? raha tsy nisy ny fanohanan'ny zonaka am-pielezana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel