Dikan'ny teny : fanohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (toha) a.: Fanakanana, fanoherana. Ahitsio
2 (tohano) o.: Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera. ? p. t.: Azo tohaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel