Dikan'ny teny : fanofanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ofana) a.: Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy. 1 Famolavolana mpiasa amin'ny alalan'ny fampianarana fanampiny mba hanarahany ny toetr'andro: Tokony hanaroka fanofanana isantaona ny mpampianatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel