Dikan'ny teny : fanofana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hofa) a.: Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny. ~ Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... Ahitsio
2 (hofa) a.: Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana. Ahitsio
3 (ofana) a.: Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel