Dikan'ny teny : fanofa

Hampiditra dikany vaovao
1 (hofa) a.: Fomba entina manofa na manome vola saran'ny fipetrahana amin' ny trano ixay. Azo hofana. Ahitsio
2 (hofa) a.: Fomba entina manofa, miantso manao famantarana amin'ny ta-nana; na manetsiketsika voam-bary ao anaty sahafa mba hialan'ny ampombo. ? p. t.: Azo hofaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel