Dikan'ny teny : fano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran-kazo. Ahitsio
2 a: Votrovotro madinika mitranga amin'ny hoditra vokatry ny hafanana. - F.-p.: Miuoa-pano: mivoaka votrovotro madinika io ny tena (fiteny indrindra amin'ny zazakely). Ahitsio
3 o.: Bibikely sahala amie' ny voanosy. Ahitsio
4 (Ski) a.: Soka-dranomasina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel