Dikan'ny teny : fankasitrahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sitraka) a.: Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin'ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany. ~ Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin'olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan'ny zanaka ny ray amandreny. ~ Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan'ny be sy ny maro ny lahateninao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel