Dikan'ny teny : fankamamiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (homy)a.:Fankasitrahana: Mahafinaritra ahy izao fankamamianareo ny soa kely nataoko teto. 1 Fitiavana, firaiketam-po: Ny fankamamiana ny fihavanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel