Dikan'ny teny : fankaherezana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hery) a.: Fanomezana hery: Ny sakramentan'ny fankaherezana. ~ Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel