Dikan'ny teny : fankahala

Hampiditra dikany vaovao
1 (hala) p.t.:Ny olona ' na ny zavatra ankahalaina: Ny ratsy no fankahala, fa tsy ny tsara. ~ a.: Fomba tsy itiavana: Mandositra ny ratsy no fankahala azy tsara indrindra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel