Dikan'ny teny : fanjonoana
Hampiditra dikany hafa
(jono) a.: Fakana hazandrano amin'ny fintana. ? H.o,: Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan'ny mpamitaka ny olona tiany hofitahina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha