Dikan'ny teny : fanjombona

Hampiditra dikany vaovao
1 (jombona) a.: Toetran'ny lanitra na ny tarehy manjombona, izany hoe malomaloka toa ho avy orana na malahelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel