Dikan'ny teny : fanjofo
Hampiditra dikany hafa
(lofo) a: Fomba entina manjofo mikapoka, mamely, / Fomba na toetran' ny olona na zavatra manjofo, mandroso tsisy tahotra, miantsambotra midodododo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha