Dikan'ny teny : fanjilarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (jilatra) a: Fiendahan'ny nofo noho ny fikapana na fandidiana tsy nitsatoka tsara fa nisolifatra somaradimbana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel