Dikan'ny teny : fanjepizepy

Hampiditra dikany vaovao
1 (zepizepy) a.: Toetran'ny rano manjepijepy, feno morona: Nahafinaritra ny mijery ny fanjepizepin'ny rano teo amin'ny farihy ilay takariva mena masoandro in y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel