Dikan'ny teny : fanjavonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (zavona) a: Fotoana fisian'ny zavona; fisian'ny zavona: Anisan'ny tokony hampitandrina ny mpitondra fiara ny fanjavonana. 1 Fandosirana na tsy fahitana olona na zavatra foana eo: Zava-mahatalanjona ahy ny fanjavonan'ny bokiko teto ambony latabatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel