Dikan'ny teny : fanjakana

Hampiditra dikany vaovao
1 (jaka) a.: Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana. Ahitsio
2 (zaka) a.: Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin'ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min'ny fanjakan'Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina. ? Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatra tsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io. / Fizakana: Nisy fotoana tamin'ny tan taran ' izao tontolo izao nisian'ny atao hoe fanjakandehilahy. - F,-p.: Fanjakan'i Baroa' fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka. ΒΆ M.h.: fanjakana raban-tsahona. / Fanjakana baranahiny: fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel