Dikan'ny teny : fanjaitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (zaitra) a.: Fomba entina maniaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao, 1 p, t.: Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra. 1 a.: Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny tuba hidiran'ny kofehy: Akao fanjaitra hanjairana it? akanjonao tata-fait-rra a F.-p.: Kofehy manara-Panjaitra: enti-milaza olona manaraka ambokony fotsiny ny ataon'ny hafa. ( Fanjai-drovi-body: zavatra tsisY antony. M.h.: Filo, tsaika, tsiverianala. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel