Dikan'ny teny : fanjàna
Hampiditra dikany hafa
a.: Fifanilahana amin' ny asa atao na fanaovana adidy. - t.i.f: Mifanjana, fifanjana, mpifanjana j ifanjanana, fifanjanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha