Dikan'ny teny : fanivaka

Hampiditra dikany hafa
f+an+ivaka, fototeny: ivaka. Teny iantsoana ny moto "scooter" (fr/eng). Nosafidiana izany teny izany noho izy azo entina manivaka any anelanelan'ny fiarakodia. ohatra: Andao isika handeha fanivaka mba tsy ho tratry ny fitohanan'ny fiara eo Besarety sy Ankadifotsy. Ahitsio
(19/06/2017 18:42 - Nampidirin'i Jery (Jax Percy))

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.047