Dikan'ny teny : fanitrihana

Hampiditra dikany vaovao
1 ny maty alevina. Ahitsio
2 Fanasitrihana (sitrika) a.: Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanitrihana alika ao anaty rano. •Fanafenana: Ato no fanitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita, 1 Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: A-min'ny telo ny fanitrihana ny razana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel