Dikan'ny teny : faniriana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiry) a.: Fitsmohana, fitomboana: Amin'ny lohataona no fanirian'ny ahitra. Ahitsio
2 (iry) a.: Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel