Dikan'ny teny : faniratsirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiratsira) a.:Fanaovana tsinontsinona, fanesoana, famotsifotsiana, fanevatevana: Tsy tantiko ny faniratsirana an'i dada toy ireny nataonao ireny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel