Dikan'ny teny : faniraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (iraka) a.: Fomba entina maniraka. ? p.t.: Voatendry matetika hanao iraka: Izaho no faniraka ato an-trano, hoy Ikoto. ,Fanirakira (kirakira) a.: Fomba entina manirakira, na mikarakara ny antsipirian-javatm ao an-tokantrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel