Dikan'ny teny : fanintsanana
Hampiditra dikany hafa
(hintsana) a. (a. b.t.): Fanozongozonana ny sivana mba hahazoana tany na fasika malemy.l H.o.: Fanalana amin'ny alalan'ny fifaninanana izay tsy mahay na osa, ka ny mahay sY nY matanjaka sisa mijanona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha