Dikan'ny teny : fanintona

Hampiditra dikany vaovao
1 (sintona) a.: Fomba entina manintona. 1 p.t.: A-zo sintonina. Ahitsio
2 na Fanintontsintona (sintona) a.: Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin'izanY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel