Dikan'ny teny : faningina
Hampiditra dikany hafa
(tsingina) a.: Fomba entina maningina, mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra azy amin'ny vifotsy hafa. 1 p. t.: Azo tsinginina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha